... isika ry zalahy no nandrakotra ny bandron/b'ny 28 mars 2009 teo. Rehefa nidina ho eny amin'ny 13 mai ireo mpomba an-dRavalomanana avy eny Ambohijatovo ka tonga hatraty amin'ny tohotohobaton'Antaninarenina dia natosiky mpitandro filaminana avy aty amin'ny bHotel/b Le Glacier. b..../b Sao lahy ?azoazoko an-tsaina ny zavatra nanjo anao tamin'ny bandron/b-dRavalomanana, fa mahaiza mamela heloka, alao ny lolom-po fa manimba , fa na fahavalo aza rehefa manana ny marina, dia marina iny. ...